|
|
|
|

Teny iditra1  fanabaka
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fototeny  3  banaka
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina manabanaka, mamoha
Azo banahina
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#73] Ce qu’on ouvre souvent, manière d’ouvrir

Fivaditsoratra  6 fanabakana, 7 fanabanàka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12