Teny iditra | 1 fanabonoka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 bonoka |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba entina manabonoka, manaron-damba olona ao ampandriana mba hafana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#87] Qu’on peut recouvrir, manière de couvrir |
Tsipelina hafa | 6 fambonoka |
Fivaditsoratra | 7 fanabonako, fanabonoka, fanakobona |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |