Teny iditra fanabony (abony)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fomba entina manabony na mambosy, mamitaka olona amin' ny tambitamby, manolikoly [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Celui qu'on trompe, manière de tromper [Abinal 1888]
Mpanahaka  fanabosy ~ fambosy

2013/09/04