Teny iditra | 1 fanadalana |
Fototeny | 2 adala |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 filalaovana (olona), fametsifetsena, fanambakana; fitaomana amin' ny alalan' ny fangolingolena: izao no vokatry ny fanadalan' ny zanakao ny zanak' anabaviko 5 fandrebirebena, fampivezivezena, fampitotototoana: loza ny fanadalan' ny mpiasam-bahoaka sasany ny olona fa asainy mankatsy, asainy mankaroa [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 L'action de duper, d' importuner, moyen employé pour duper, le motif, le lieu, le temps [1.3] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |