Teny iditra fanadanganana (dangana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanondrotana ambony, fanaovana amin' ny toerana ambony ho hita tsara
Fampakarana avo dia avo: Fanadanganana ny vidin-javatra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05