Teny iditra | 1 fanadina |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomba entina manadina: Tsy tiako ny fanadin-dRangahy io fa mandrahona sy mampitahotra izy Enti-milaza olona na zavatra azo adinina, azo anontaniana; fanontany, fanantsafa: Tsy mba fanadina ampahibemaso ny zavatra tahaka izany, ry Koto a! Zavatra adinina matetika: itỳ momba ny maso itỳ omanina fa io no fanadin-dRamose |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] Qu'on questionne, qu'on examine, manière d'examiner |
Fototeny | 5 adina |
Fivaditsoratra | 6 andafian, fanadina, fandaina, Ifandana, nandafia |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |