|
|
|
|

Teny iditra1  fanadina
Fototeny  2  adina
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina manadina: Tsy tiako ny fanadin-dRangahy io fa mandrahona sy mampitahotra izy
Enti-milaza olona na zavatra azo adinina, azo anontaniana; fanontany, fanantsafa: Tsy mba fanadina ampahibemaso ny zavatra tahaka izany, ry Koto a!
Zavatra adinina matetika: itỳ momba ny maso itỳ omanina fa io no fanadin-dRamose
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] Qu'on questionne, qu'on examine, manière d'examiner

Fivaditsoratra  6  andafian, fanadina, fandaina, Ifandana, nandafia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20