Teny iditra | 1 fanadinana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 adina |
Kamban-teny rehetra |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Fanontaniana, fanantsafana: No tsy valianao ny fanadinana ataoko aminao? Fakana am-bavany, famotorana: Naharitra adiny telo ny fanadinan' ny Kaomisera an' ilay mpisoloky Fitsapana fahaizana: Hanomboka anio na fanadinan-dry Fara Manala na maka fanadinana |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.2] an examination, or a book of questions. 10 [1.7] an examination |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.3] L'examen, les questions 12 [1.4] information 13 [1.8] examen |
Ohatra |
14 [2.499] Tonga ary ny fanadinana.
15 [2.472] Ka raha tsy afaka fanadinana aho? |
Fivaditsoratra | 16 fanadinana, fandainana, fandaniana, nandafiana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10 |
![]() |