Teny iditra | fanadino (hadino) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manadino: Atao ahoana no fanadino ny andro nahasambatra taloha ? [1.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu’on peut oublier, la manière d’oublier [1.3] | ||||
Ohatra |
| ||||
Fivaditsoratra | fanadino, fanindao, fanodina, fidonana, fiondana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21 |