Teny iditra fanadinoana (hadino)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsy fahatsiarovana ny lasa; finiavana tsy hahatsiaro ny lasa: Matetika ny fanadinoana ihany no fanafodin' ny fanahy na fo naratra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L'oubli, l'action d'oublier, de pardonner [1.3]
Ohatra 
1Hanampy anao hikatsaka fanadinoana aho, fa ianao kosa hanampy ahy. [2.944]
2Aoka izay ny lasa hilevina mandifotr' olona any anaty lavaky ny fanadinoana. [2.499]
Lohateny Ry Fanadinoana (Rakotoson Emeralda)
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10