Teny iditra | fanadinoana (hadino) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy fahatsiarovana ny lasa; finiavana tsy hahatsiaro ny lasa: Matetika ny fanadinoana ihany no fanafodin' ny fanahy na fo naratra [1.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | L'oubli, l'action d'oublier, de pardonner [1.3] | ||||
Ohatra |
| ||||
Zanakanarana | |||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fanadinoana io | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10 |