Teny iditra | fanafahana (afaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | La délivrance, l'affranchissement, l'exemption, le moyen, le motif, le lieu, le temps [1.3] | |
Ohatra | Fanafahana no fihetseham-po nameno ny daholo.
[2.472] | |
Teny iditra | Fanafahana | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |
Fanazavàna teny malagasy | Fialana tany Ejipta. Manazava ny fialan' ny Vahoaka Hebreo avy tany Ejipta teo ambany fitarihan' i Mosesy [2.611] | |
Fanazavàna teny anglisy | Exodus [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Exode [3.1] | |
Voambolana | Soratra Masina | |
Tovy hevitra | Eksaody ~ Eksodosy | |
Boky manontolo | Baiboly iraizotra | |
Fivaditsoratra | fanafahana, fanahafana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/08 |