|
|
|
|

Teny iditra1  fanafohezana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanaovana ho fohy: Faly ny mpianatra raha misy fanafohezana ny fotoana ianarana
Filazan-javatra amin' ny teny fohy: Ny R.D.M. dia fanafohezana ny hoe Repoblika Demokratika Malagasy
Fanazavàna teny anglisy  4  [3.1] acronym
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] abréviation, raccourcissement
6  [3.1] acronyme
Fototeny  7  fohy
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11