|
|
|
|

Teny iditra1  fanafohezana
Fototeny  2 fohy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanaovana ho fohy: Faly ny mpianatra raha misy fanafohezana ny fotoana ianarana
5 Filazan-javatra amin' ny teny fohy: Ny R.D.M. dia fanafohezana ny hoe Repoblika Demokratika Malagasy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 acronym [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 abréviation, raccourcissement [1.13]
8 acronyme [3.1]
Kamban-teny rehetra  9 mari-panafohezana

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08