|
|
|
|

Teny iditra1  fanahazana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fainelarana zavatra eo amin' ny hainandro mba ho maina; toerana amelarana zavatra mba ho maina: Ataovy erỳ amin' ny fanahazan-damba itỳ
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#205] L'action de mettre au séchoir, le lieu, le temps
Ohatra  5  [2.472#] Eo amin' ny fanahazana azy eo an-tokontany, miseho ihany ny tiana hafenina.
Fototeny  6  hahy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11