|
|
|
|

Teny iditra1  fanahazana
Fototeny  2  hahy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fainelarana zavatra eo amin' ny hainandro mba ho maina; toerana amelarana zavatra mba ho maina: Ataovy erỳ amin' ny fanahazan-damba itỳ
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#205] L'action de mettre au séchoir, le lieu, le temps
Ohatra  6  Eo amin' ny fanahazana azy eo an-tokontany, miseho ihany ny tiana hafenina. [2.472#]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11