Teny iditra | ![]() |
fanahonana (ahona) |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Zavatra na hevitra entina mampiato na mampisalasala tsy hanao zavatra iray ¶ Fanakanana tsy handeha, fampijanonana [Rajemisa 1985] | |
Famaritana anglisy | [Rel. s. from manahona (ahona).] A charm used in bull-fighting to discourage the antagonist. [Richardson 1885] | |
Voambolana | Fivavahana, finoana | |
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23 |
![]() |