Teny iditra | 1 fanahonana |
Fototeny | 2 ahona |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Zavatra na hevitra entina mampiato na mampisalasala tsy hanao zavatra iray Fanakanana tsy handeha, fampijanonana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] A charm used in bull-fighting to discourage the antagonist. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#9] L'action d'arrêter, l'obstacle; charme qui décourage, qui empêche 7 [1.196] (de ahona , mais grammaticalement plus correct) Talisman qu'on attache aux cornes des taureaux de combat afin d'effrayer leurs adversaires et de les amener à hésiter, à perdre pied. Voir aussi fanamato. [Merina] |
Voambolana |
8 Fivavahana, finoana |
Fivaditsoratra | 9 fanahonana, fanohanana, fanonahana, hanafoanan, hanafonana, hanofanana, nofahanana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/27 |