Teny iditra | fanaikitra (kaikitra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fiketoka amin' ny nify, fanindrona: Fanaikitry ny alika. / Tsy anerany ny fanaikitry ny moka atỳ izany [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu'on saisit avec les dents, manière de mordre [1.3] | |
Fivaditsoratra | fanaikitra, fiantraika, fitakarina, fitraikana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06 |