Teny iditra fanaiky (aiky)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manaiky, mankato, manoa: Tsy mba miteny izy fa tsiky fotsiny ny azy no fanaikiny [Rajemisa 1985]

2009/02/23