Teny iditra | fanaiky (aiky) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manaiky, mankato, manoa: Tsy mba miteny izy fa tsiky fotsiny ny azy no fanaikiny [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Comme faneky [1.3] | |
Fivaditsoratra | akifina, faikany, fanaiky, fianika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/27 |