Teny iditra fanaitra (taitra)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy ¶ Azo tairina: Tsy mba fanaitra ny olona bevohoka [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanaitra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manaitra na mampitahotra tampoka [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay stimulus [SLP 1986]

2009/09/09