|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanaitra
Fototeny  2  taitra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Azo tairina: Tsy mba fanaitra ny olona bevohoka
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#648] Celui qu’on peut surprendre, manière de surprendre
Ohatra  6  Pohina mafy amin'ny zava-tsy zakany Fomba fanaitra ny mpihaino hampikoa nahiny azy. [2.298#]

Teny iditra (2/2)7  fanaitra
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.1] Fomba entina manaitra na mampitahotra tampoka
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.13] stimulus

Fivaditsoratra  11  afatrany, atrifana, fanaitra, faratany, faritana, fatraina, fatrania, fianatra, fiatrana, fitarana, itarafan, nitarafa, tafarina, tarafina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06