Teny iditra fanajanonana (janona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fampiatoana: Itỳ ve ny fanajanonana fiara?
¶ Tsy famelana hanohy, famelana, fametrahana: Tsy maintsy atao ara-dalàna tsara ny fanajanonana mpiasa [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23