|
|
|
|

Teny iditra1  fanakalozana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanoloana: Nisy fanakalozana sambobelona tamin' ny tafika roa tonta
Fanoloana ho vola madinika: Tsy mbola mahay fanakalozam-bola io zaza io ka aza atao ao am-pivarotana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] barter, exchange
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] troc, échange
Fototeny  6  takalo

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11