Teny iditra fanakatonana (katona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandrindrinana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L’action de fermer [1.3]
Ohatra tokony ho tamin' ny 11 ora alina, tonga tao amin' ny toeran' ny fahitalavitra ny olon' ny mpitandro ny filaminana mba hanao ny fanakatonana azy. [4.27]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06