Teny iditra fanakendana (kenda)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L'action d’étrangler, de serrer quelqu’un au cou, d’obstruer, l’instrument [1.3]
Ohatra Nakipiliny tamin'ny vozony i Kadadra ka nivezina indroa dia nidaraboka teo amin'ny tany fa mafy loatra ny fanakendana nifantoka teo amin'ny amboakelin-tendany. [2.895]
Tovy hevitra fanendana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20