Teny iditra fanakibo (kibo)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manakibo, manitikitika; fanitikitika
Azo kibokiboina, kitikitihina: Tsy fanakibo, hono, ny zaza raha mbola kely loatra [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14