Teny iditra fanakifihana (kifika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanilihana, fanifihana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L’action de rejeter, de secouer [1.3]
Ohatra Etsy an-kilany, ny fanilikilihana sy ny fanakifihana no fepetra maha Fiangonana ny Fiangonana - Eny. [1.369]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06