|
|
|
|

Teny iditra1  fanakipika
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomba entina manakipika, manesotra zavatra hiala ka ailika
Azo akipika, azo esorina ka ailika
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#333] Ce qui mérite d’être rejeté, manière de repousser
Fototeny  5  kipika

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11