Teny iditra | 1 fanakitroka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomba entina manakitroka, mampifanizina, na mampidilotra ny nify miady |
Fototeny | 4 kitroka |
Fivaditsoratra | 5 fanakitroka, fanakotrika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |