|
|
|
|

Teny iditra1  fanakiviliviliana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanetsiketsehan-javatra (mihantona) hankatsy hankaroa, fanasaviliviliana, fampisaviliviliana, fanakipilipilizana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#341] L’action de faire osciller, de faire balancer
Fototeny  5  vilivily

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11