Teny iditra | 1 fanakovilavila |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomba entina manakovilavila, izany hoe manao tarehy ratsy, na mampandeha tsy mahitsy tsara fa mivilambilana be ihany na manakovilivily (sandry) rehefa mandeha |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#365] Manière de faire balancer |
Fototeny | 5 kovilavila |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |