Teny iditra fanalangalana (halangalana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manalangalana, mampisaraka, mainpihataka tsy ho tratran' ny loza [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanalangalana (halangalana)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo ahataka tsy ho tratran' ny loza [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31