Teny iditra | fanalavana (lava) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanovonana: Hataonao ahoana izao no fanolavana iny tehina iny Fampitarozahana, fanelana: Mahasosotra ny fanalavana ny adintsika nataon' ny mpitsara Fanohizana: Nasiana fanalavam-potoana ny ady baolina satria nitovy ny isa azon' ny mpilalao roa tonta [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Prolongation [1.13] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |