Teny iditra fanalavana (lava)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanovonana: Hataonao ahoana izao no fanolavana iny tehina iny
Fampitarozahana, fanelana: Mahasosotra ny fanalavana ny adintsika nataon' ny mpitsara
Fanohizana: Nasiana fanalavam-potoana ny ady baolina satria nitovy ny isa azon' ny mpilalao roa tonta [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Prolongation [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20