Teny iditra | fanalefahana (lefaka) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Famaritana malagasy | Fanaketrahana; fampitonena; fampihenana [Rajemisa 1985] | ||
Fandikana frantsay | assouplissement: Fanalefahana ny tanana: assouplissement des mains [SLP 1986] | ||
Teny mitovy hevitra | fanatoniana | ||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |