Teny iditra fanalika (alika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manalika, manambany olona atao toy ny alika [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanalika (alika)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo alikaina, ambanina toy ny alika [Rajemisa 1985]

2009/02/23