|
|
|
|

Teny iditra1  fanalika
Fototeny  2  alika
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  Fomba entina manalika, manambany olona atao toy ny alika
5  Azo alikaina, ambanina toy ny alika [1.1]

Fivaditsoratra  6  fanakila, fanalika, fanilaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/06