Teny iditra fanalo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana nentina nilazana ireo tandefona mahay sy be herim-po ary mailaka [1.1]
Ohatra Indreo ianareo fanalo Manisotra, hoy ny Ombalahibemaso sady nitsiky izy [2.298]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/09