|
|
|
|

Teny iditra1  fanaloka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tanala] karazan-jaboady: Volongoja nanim-panaloka tsara miañamboho (longoza lanin-jaboady ka tsara manatrika)
4  [1.13] jaboady
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] [Provincial] a species of ichneumon. Eupleres goudoti.
6  [2.459] The ichneumon, or Fanaloka, is about twenty inches long, with a bushy tail of about a third that length, and is covered with thick warm brown fur. Its claws are long and are used to dig up the eggs of crocodiles, on which it is said to feed
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.19] [Tankarana] sorte de civette (jaboady) à longue queue annelée.
8  [1.13] civette
9  [1.6] [Tanala] mammifère de la famille des Viverridés, avec un long museau et un pelage rayé
10  [4.22] euplère de Goudot (Eupleres goudoti)
Voambolana  11  Haibiby: mampinono
Tovy hevitra  12  amboa-hady

Fivaditsoratra  13  falanako, fanakalo, fanaloka, fanolaka, nafolaka, nalafako

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31