Teny iditra | fanamafisana (mafy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Fanaovana izay hahamafy, hanampy, hampitombo zavatra iray; fanantitranterana [Rajemisa 1985] | |
Fandikana frantsay | renforcement, consolidation, amplification, compactation [SLP 1986] | |
Teny mitovy hevitra | fanamafiana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |