Teny iditra | 1 fanamafisana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanaovana izay hahamafy, hanampy, hampitombo zavatra iray; fanantitranterana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#416] L’action de fortifier, de consolider, de confirmer ; les contre-forts 5 [1.13] renforcement, consolidation, amplification, compactation |
Ohatra |
6 [2.606#] Ny iray voalohany, fanabeazana mikendry ny fanamafisana orina ny foko. 7 [2.366#] Izany ny fanamafisana ny didy momba ny tsy fahazoan' ny avy any andafy mividy tany. |
Fototeny | 8 mafy |
Tsipelina hafa | 9 fanamafesana, fanamafiana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |