|
|
|
|

Teny iditra1  fanamaika
Fototeny  2  maika
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina manamaika, mandodona
Azo ampanaovina maika, azo dodonana

Fivaditsoratra  5  famaikana, famakiana, fanamaika

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21