Teny iditra | 1 fanamainan-tsoratra |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karazan-taratasy mifo-drano anamainana ny soratra vao avy nosoratana tamin'ny ranomainty |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] Blotting paper; sand or dust used instead of blotting paper. |
Singan-teny | 5 fanamaina, soratra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/08 |
![]() |