Teny iditra | fanamamo (mamo (hamo)) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manamamo, mahatonga mamo [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Celui qu'on rend ivre ordinairement, manière de soûler [1.3] | |
Teny iditra | fanamamo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Merina] (de famamo) Poisons de pêche. [1.196] | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |