Teny iditra fanamasahana (masaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaovana izay hahamasaka, fanotrehana
Fandinihana lalina: Ilana fanamasahana izany hevitrao izany [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20