Teny iditra | fanambatambazana (tambitamby (tamby)) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Famaritana malagasy | Fanafosafoana na fanehatehafana malefaka amim-pitiavana; fiangaviana (olona) amin' ny fanomezanjavatra na karama azy, na fanaovana izay hahafaly azy [Rajemisa 1985] | ||||
Fandikana anglisy | the act of enticing or coaxing [Hallanger 1973] | ||||
Fandikana frantsay | l'action de caresser, de cajoler, de consoler, le motif [Abinal 1888] | ||||
action d'allécher, de cajoler [Hallanger 1974] | |||||
Ohatra |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |