Teny iditra fanambitamby (tambitamby (tamby))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Celui qu'on caresse, manière de se faire caresser [1.3]
Ohatra Ny hazo mirondrona aza tanana
ny hazo meloka aza tambinana
ary aza fanambitamby ny ratsy
ray ahavako
fandrao tsy tian'ny soa hojerena
[2.131]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20