Teny iditra | fanambosiana (ambosy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Famporisihana, fitaomana, fanangolena [1.1] | |
Famokisana teny olona mba hihetsehany, ka hanoherany zavatra [2.285] | ||
Fanazavàna teny frantsay | L’action d’exciter, le moyen, le motif [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07 |